Tsy hitako (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Leo aho manontany izay ao anatin’io loha io, manja tiako tokoa
Raha tena tianao aho, ovay ity fihetsikao, dia mba tantarao izay tianao ataoko fa
Tena tsy fantatro intsony izay tadiavinao ataoko
Hiakandrefana, ho any ambony, hiaritra sa handao
Mibebaka na mifona, tsy haiko izay tsy natao
Safosafo na mandona, tsy noraharahinao
Mivazizotra mafy mba tsy ho laozanao
Somary niataka kely mba hoakakaizinao
Niafina tao ambadika ho tadiavinao
Tsitako intsony ivpqkcbz izay azoko atao
Mba ho tianao, mba ho tianao, mba ho tianao, mba ho tianao tononkira.serasera.org ...
Tofoka aho maminany izay ao anatin’io fo io, lalina tsitako
Te ho kilalao aho, rtxb hanao izay sitrakao, dia mba ambarao izay tianao ekeko fa
“ Lanitra inona indray ary no hampanantenaiko an-dry
kintana firy no hotazako ho an-dry
hasambarana hatraiza no tadiavindry
inona ary, teneno e, dia homeko an-dry
izaho anie suvky ilay taloha ireny tsy hoe tia tena
fa mba nanao izay noheveriko fa nety, kay tsy nekena
ampianaro aho e, ekeko fa tsy mahay
dia ho atosiko kely, haharitra mba ho mandrakizay ... “

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ROLFVangy : 1105
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 12/02/2022 11:16