Outro (RNDR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamiratra kely ah dia
Be ny maniry ho amin'ny toerako
Be ny maniry ho otranah
Nefa tsy kobony hoe matoa ngeh
Za otrzao tao ambadika nisy combat
Fa tsy otranlah

Mila mitady ah tsy miandry tolorana
Rehefa olombelona ny ah de sahala fa
Ray ao ambony ihany ny ah no atahorana
Lalana Zorona, de tenanano zarina
Mila zarina mi-encaisse coup
De le fomba tsy MEX rehetra no amboarina

Rehefa ra tsy misy dia mila manorina
Rehefa tsy kajy dia mila manarina
Rehefa tsy manana mila maniry
Dia ilay faniriana no entina hiakarana
Hafa ny androany, ny ampitso, ny omaly ka
Manantena ny ampitso tsy ho maloka
Tsy mi-suce vao misy mpitia anatrahany
Ray ihany za vao mandoalika
Namana firy?
Fa tsy hay hoe hitondra benef lerony
Sa namana anozona

Indraindray ny endriny zavatra tsara no ratsy
Fa zavatra tsara eo ivelany poizina
Avereno henoina raha tsy azo yeah
Fiainana otrotrzay yeah
Fiainanao raha tsisy ambony sy ambany
Fa hoe monotone anie tsy milay
Milay misaina elah, tsy vitan'ny sandry
Life fianarana nefa tsy hianarana
Eny an-tsekoly ny life ry zandry
Fa izay hiainanao rehetra no angalao lesona
Isaorako ny Avo nanome talenta
Isaorako reo mpankafia mientanentana foana
Ilay refa maheno ny anarako
Isaorako ireo mahatoky ah hatrizay
Isaorako ireo nanambany ah taloha
Tantara mipetraka manomboka eto
MEX foana io raha za no voaloa

(yeah yeah)

MEX foana io raha za no voaloa
MEX foana ny Rap raha misy ny anarako
Zay loa no ataovy ao an-doha
Ny ahy tsy sanjila fa nisy ady mafy
Dia nivaly ny hezaka
Mila mitady rano fa tsy milavo lefona
Refa taraika am dezaka
Izay mahatafita anah ihany no arahako
Ny ankoatran'izay tsisy idirako
Mifona aho ry Mama raha maheno teny maloto enao
Indraindray anatin'ny hirako
Za ihany ty eh

Fa indraindray aho mila mamoaka hatezerana
Tsy afeniko hoe misy ny tahotra hilatsaka
Satria efa avo ny toerana
Inona moa aho raha tsisy an'ireo mpankafia ahy
Manaraka otrany aloka?
Inona ankoatrany tanjona moa no anohizako Rap
Raha tsy eo ireo fahavaloko?
Inona intsony moa ny antony hiadivana
Raha tsy maniry ny hivoaka ho mpandresy?
Iza no tokony ahatoky ny tenanlah
Raha tsy mahatoky tena elah lesy?

Tsy maintsy ho tafa aho
Arahana action nenay ny teny
Za ilay tia tena fa atolotro ny aiko
Raha hoe amonjena any Dada sy Neny
Fa tsisy dikany ah raha tsy zareo
Tsisy dikany ah raha tsy zareo
Misaotra anareo mpankafia hatrizay
Fa tsisy dikany ah ra tsy nareo
MEX
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RNDR
Vangy : 451
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lilboy
Daty : 16/10/2025 01:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0387