turn up (RNDR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Parole RNDR. -Turn up][Refrain]
Zay no miTurn Up ,biby matory no tairinao
Fxck ny copie collé sy ny tariny tsisy otranay ry nao
Mba miRap reo fa tsisy dikany,tsisy cadré mihintsy ny dakany
Aleo 10% aloha no avokako raha niveau max anay dia tsy zakany
[Couplet 1]
Animba adve zah fa tsy analazy,aty ny asa soratra ny analyse
Dabaloka ny game tsy amelako ,efa ela no vitanay anal izy
Vao milatsaka eo mety hanahirana,be ndray no hitifitra anay anaty hira
Na mbola hikiky tsy ahita mangirana izy
Couplet ray dia kirana izy,couplet ray sahirana izy
Ilay telo izay iray vao peur fa ny akotr'izay tsy ataorako n'iza n'iza
Ry tazy hono avy eny amin'ny rue nefa code ny lalàna mbola tsy fatany
Matoa reo milaza mamay dia efa zay no manendy azy eo ambon'ny fatana
Rima no enjehany fa tsy punch milaza fa tompony rycs izy
Ato anatin'ny game mahazo aina otrany hoe volant ana X6
Otrany acteur ana X izy,vobaise tsy aky ato dia avy eo malazo
Complexé daoly vao maheno ny hirako ny azo lazainy dia Rap-njaza
[Refrain]
Zay no miTurn Up ,biby matory no tairinao
Fxck ny copie collé sy ny tariny tsisy otranay ry nao
Mba miRap reo fa tsisy dikany,tsisy cadré mihintsy ny dakany
Aleo 10% aloha n avokako raha niveau max anay dia tsy zakany
Zay no miTurn Up ,biby matory no tairinao
Fxck ny copie collé sy ny tariny tsisy otranay ry nao
Mba miRap reo fa tsisy dikany,tsisy cadré mihintsy ny dakany
Aleo 10% aloha no avokako raha niveau max anay dia tsy zakany
[Couplet 2]
Authentique otrany itsaka anaovako,vofligue reo fa tsy hakanavaka
Zay manintsy fa ty tsy akanivaka,matoa baiseko lerony dia tsy afaka
Feno lainga ny Rap'n'reo kabary ny prezy ary mbola mitombona
Be tata izy anaty réseau nefa kobo mivantana vava mikombona
Sa ve hoe zay mangina volamena,dia tsy aiko izy hoe firy cara
Hoaniko foana anie ireo MC ,zay no mahatonga anay tsy mahakobo kere
Rehefa miShoot aho otrany Curry,tsy mirate zaho tsisy mahalany
Hanangana empire otrany......dia zay saha manankana atota amin'ny tany
Efa hainao fa aza mody manontany,Numero uno zah évida-oazy
Zay rehetra tsy vitanireo vao lalovan'ny akist toa vita ho azy
Miakatra hanakatra sommet,ho ataoko veloma ny sera-mi
Zay no mitondra ny Rap gasy nefa mbola tsy nahazo permis
[Refrain]
Zay no miTurn Up ,biby matory no tairinao
Fxck ny copie collé sy ny tariny tsisy otranay ry nao
Mba miRap reo fa tsisy dikany,tsisy cadré mihintsy ny dakany
Aleo 10% aloha no avokako raha niveau max anay de tsy zakany
Zay no miTurn Up ,biby matory no tairinao
Fxck ny copie collé sy ny tariny tsisy otranay ry nao
Mba miRap reo fa tsisy dikany,tsisy cadré mihintsy ny dakany
Aleo 10% aloha avokako raha niveau max anay dia tsy zakany
[Couplet 3]
2 mesures izy simba dia ahoana raha 16?
Ty ny sazy ho anireo zay nisouze
Tsy omeko fitia ireo fa tode vobaize,poteko tanankila otrany Debbouze
Tsy Rappeur mihintsy ao de base
Fa ireo izay misorantena efa nakapoko
Rehefa sobre reo te ho dizina ,dia mila maka ny dose ny Rap'ko
Peufra foana ny vokatra MEX,mbola vo 10% fa tsy max
Concu eny ampaladia no miraikitra ,hitsakitsahako avec Air Max (Avec TN)
Isekai no miProd Kxngxr no mix a,kelykely zay fa ataorana tsisy malany any anaty rycs
Tandremo mirate se rehefa mamely fa tsy asiko reste rehefa mamaly
P-Ra ny vaika dia zaho no mpamily dia afaka midina ireo zay tsy faly
Hafa ny tsisy talenta ry zoky,fa tsy hoe tsy Mipop lah dia sous côté
Zay ratsy fietsika rehetra dia voaseka aty
--------
Rohy: