Nateraka Hangirana (RNDR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny apis rehetra manakipy maso satria 'zay tsy mikipy tsy asiako ô
Hozy izy hoe maro anie ireo mpanao rap 'nefa ny akaotran'i Rindra tsy tiako ô
Zandry ah fa zokiny anatin'ny peu-ra za vao milatsaka be 'ndray peur
Mamoaka hatezerana tsy hoe lasa pire, maditr'lerony fa za mbola pire

Za tonga ampifona na kely ah mandona matoa 'lah tsy atsoina dia feno abadoana
Rah'elah no ampiadiana dia vola no ariana, jereo ny any ariana fa sode variana
Tsy sahy lah milefa, mandatsaka alefa fa 'ty tsy nianarana f'efa traikefa
Raha vava tsy tana raha zaza io tsy toana, na kely ny taona aza tsy mila ampiana

Raha misy mikôzy ah androany hoe zanako tsy hiaino rap f'aleony k-pop
Miverena kely any aoriana ah dia rehefa milesta iny aleoko manao kapoty
Chargeko ny rap fa low-bs ah, enao tsy faka vady fa lope-sa
Fa ny lips anao efa nahavezivezy tsy ilaiko f'enao mampi-gopsa

Be ireo mba niandry hoe rahoviana ny ho reraka, ny handresy anah ngamba mbola tsy teraka
Sipa amzao mihitsy no efa maharoroka,na kely taona efa mandeha ny sera ka
Zandrin'lisan'iny iambeno tsara, kozio hoe mianara sao ratsy fiafara
Bandy milay amin'izao efa rare fa noana ny voay rehefa eny am-parafara

Laza tsy tiako fa za manala azy, ny akanjonao tiako raha za no manala azy
Fa za vao milatsaka be ny malaise amin'ireo MC mbola tsy fanta-daza
Na mibitsibitsika za tsy ho zakanlah mihitsy ny hafatra rehefa ampitako
Manaja ireo zoky ah nefa izay efa niaina rehetra efa hitako

Tsisy mahavita ny vitako nefa jere anie ny hahakelin'ny vatako
Mamay ny gun elah aloha tsy havotako fa izay nanoana ihany no fantatro
Tsy miseo milay fa milay ny miseo, dia ho avy 'ndray izao ry lelika hivovoa
Tsy manam-potoana raha hoe hiady hevitra fa raha tsy zakanlah mivavaha

Tsy midongy ho tiavina akia ry jaloux, 'zay tia manaraha 'zay tsy tia dia bisous
Tsy tia 'lah tsy miaino fa tsy hoe hanabe commentaires hikozy hoe tsy dia mahavoa
Trano ankavia sy ankavanana hono 'zay misy ny hiranay ihany no idirana
Tsy mila manao bling-bling fa 'zah mihitsy no efa nateraka hangirana
(Okey)

Mandatsaka ah lerony choqué, rehefa eo ah lerony tsy à l'aise
Be mpanankiana tohizako foana satria be mpikozy hoe allez-y
'Ty tsy nianarana tsy hoe 'zah niangarana f'efa voafeanay mihitsy ny art
Amin'azy ny hafanana rehefa hafananay ny eny @ be-ara

Na ngeza be aza elah, aminay 'lah no tsy afaka, tsy mahay billard elah satria tsy mahita lavaka
Mbola tsy kobony f'ampahafatariko mbola tsy takany, aleo ampianariko
Za tsy Jakoba fa 'zay te hanandra rehetra ny ataoko mahita ny sariko

Rap-ny lisany ohatrany cirque, mahita an'azy avy hatrany mihomehy
Miaino ny rap-ko ohatrany misisika bus eo an-tsofinao mandeha ny mélé
Tsy anjara ny rap ry zoky dia miala, tsy zakanao koa dia ajanony ny moly
Tsy mila laza fa zah mila moula, zandry ah fa malin dia elah tsy afa-bela

Zandry ah fa malin dia elah tsy afa-bela, afa-bola elah na mbola omena efa-bolana
Ny olana ny olona 'zao efa miolana te ho star izy za te ho volana HE
Tsisy nakobo elah raha tsy efa teo zah dia nisy PD nampitovy ny tsisy
Tsy marina kosa efa be ireo nikasa, videko ny caisse dia omeko ny kiss


Ny apis rehetra manakipy maso satria 'zay tsy mikipy tsy asiako ô
Hozy izy hoe maro anie ireo mpanao rap 'nefa ny akaotran'i Rindra tsy tiako ô
Zandry ah fa zokiny anatin'ny peu-ra za vao milatsaka be 'ndray peur
Mamoaka hatezerana tsy hoe lasa pire, maditr'lerony fa za mbola pire

Ny apis rehetra manakipy maso satria 'zay tsy mikipy tsy asiako ô
Hozy izy hoe maro anie ireo mpanao rap 'nefa ny akaotran'i Rindra tsy tiako ô
Zandry ah fa zokiny anatin'ny peu-ra za vao milatsaka be 'ndray peur
Mamoaka hatezerana tsy hoe lasa pire, maditr'lerony fa za mbola pire
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RNDR
Vangy : 228
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kolokoloina
Daty : 23/02/2024 17:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072