Tahotra (RNDR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zah mafy eo ivelany.
Fa misy ny ahiako ato anatiko.
Matahoatra hilaozan'ny RAD.
Raha lasa aloha zareo tsy ho tantiko.
Hifonako ireo adalana.
Indray2 izaho le be mokon-doha.
Fa izao noho hirariako...
Ho ela velona foana izy Roa.
Matahoatra hitia aho.
Fa tsy mora le manome toky.
Fa raha ny hakiviana ny kaly....
De efa hatry ela aho noho nahatsiaro voky.
Zah mafy anie fa rehefa sendra ny mafy de mahatsiaro tena fa tsy afaka haninona
Nandratra ny hafa aho nandratra ny tenako
Fa tsy nandroso raha tsy afaka nenina.
Hifonako ireo rehetra izay noratraiko
Indray2 reny tsy fanahiniana
Hadisoana niteraka soa reny
Bedb moa nareo noho efa soa reny
Fa fanampiana izao noho ilaiko
Ampio aho hanitsy ny vitako.
Matahoatra hamoaka ny toetrako aho
Satria tsy ho zakan'ireo ny efa hitako

Matahoatra ho very,
Matahoatra ho very.... fa zah rery
Noho mahakobo ny halalin'ny fery.
Tsarainy eo ivelany aho anefa tsy kobon'ireo ny ao anatiny.
Matahoatra handratra an'ilay olon-tiako aho
De tsy avelako hanantona..

.........

Matahoatra ho very fa mahatsiaro irery
Fa mila mitraka de mila mijery eo alohako
Tsy ny tahotro ny ahy noho hifantohako
Fahombiazana ny anaty lohako
Mbola tia ahy ve nareo raha hahakobo ny toetrako?
Mety hatahoatra anah ve ny ankizy raha sendra mahakobo an'ireo herisetrako?
Tsisy hatahorako ankoatrin'i Yaveh
Toy ny vitsika aho raha eo anatrehany
Fanampiana dia izao le nanompa taloha
Manontany weh awôna ny fandehany?
Antoiny weh grand ah.
Izay mivoaka toa be fanajana
Tsy hatokisako satria tsy bibilava tsony ny endrik'ireo menarana
Tsy matahoatra aho raha fahafatesana fa ny hatahorako we lasa aloha loatra
Fa tsy hahavita manome valim-babena intsouny aho raha hoe efa lasa any ankoatra
Mbola tsy tafa dia tsy afaka ny hampiadana azy roa aho ny azo atao dia misaotra
Fa notiaviny aho dia mbola hotiaviny foana
Ary vitany ny nanome mihoatra

Matahoatra ho very,
Matahoatra ho very.... fa zah rery
Noho mahakobo ny halalin'ny fery.
Tsarainy eo ivelany aho anefa tsy kobon'ireo ny ao anatiny.
Matahoatra handratra an'ilay olon-tiako aho...
De tsy avelako hanantona.

Anthony Anderson ❤️
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RNDR
Vangy : 156
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anthony2
Daty : 06/03/2024 10:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2428