Jaona 3 : 16 (RIVOLALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey re ry Tompo de natolotrao ho anay ny tononkira.serasera.org Zanakao
Mba ho famonjena ny tontolo izao
Fa ny eo Anilany no mahafinaritra
Sambatra izay,mandray ny Teniny
Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra 'izao tontolo izao eh
Ny Nanolorany ny Zanany 'lay tokana
Ho pvtbcku ahy sy ho anao
Fa izay rehetra mino Azy anie
Ka hanana fiainana mandrakizay
Ko tsy haleonao ve,miaraka hjcy amin'ny Ray
Ry rahalahy sy anabavy namako
Mandraisa Azy ianao
Atolory Azy xzlp anio,ny fiainanao
Fa ny eo Anilany no mahafinaritra
Sambatra izay, mandray ny Teniny
Mba ho famonjena ny tontolo izao
Fa ny eo Anilany no mahafinaritra
Sambatra izay,mandray ny Teniny
Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra 'izao tontolo izao eh
Ny Nanolorany ny Zanany 'lay tokana
Ho pvtbcku ahy sy ho anao
Fa izay rehetra mino Azy anie
Ka hanana fiainana mandrakizay
Ko tsy haleonao ve,miaraka hjcy amin'ny Ray
Ry rahalahy sy anabavy namako
Mandraisa Azy ianao
Atolory Azy xzlp anio,ny fiainanao
Fa ny eo Anilany no mahafinaritra
Sambatra izay, mandray ny Teniny
--------
Rohy:
