Miantso anao (RIVOLALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mety maro ny olana miseho mitranga,eo aminao
Ny tsy fisiana fijaliana 'reny, fahoriana
Toa tsisy ny hatonkona,very hevitra mitokona mijaly a!
Toa kivikivy ery,Mafy loatra ity
Izao ve,ny eto an-tany a
Aza hadino f'Andriamanitra
Ilay nahary anao eh
'lay tena Andriamanitra
Andriamanitro sy ianao eh
Mijery eh,mahita anao
Fa misy anjara ho wmhxret anao
Ao aminy
Misokatr'ho anao,ny tanànany
Miantso anao Izy, miantso anao ny Tànany
Miantso anao,Avia
Oh ry havako oh ,aiza ary ianao
Mandehana qnvinb mitsangana jereo ,ny ho avinao
Homeo ny Tompo ny adinao zarao, lazao
Fa ho hitanao,sy hotsapanao tononkira.serasera.org ny hatsarany a
De ho ravo ieulhhr ianao,de mety 'zay hatao
Finaritra ianao ka ts'hitomany a
Aza hadino f'Andriamanitra
Ilay nahary anao eh
'Lay tena Andriamanitra
Andriamanitro sy ianao eh, mijery eh
Mahita anao.
Rivolala 2010

--------
Link: