Mahafinaritra (RIVOLALA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy Tompo Tia 'zay tononkira.serasera.org no miantso anao
Izy anie namoy ny Ainy mba ho ahy sy ho anao
Vonona ny handroso ao aminao
Vonona hanatsara ny fiainana
Te ,hanavotra anao

Izy 'lay tokana natolotr'Andriamanitra
Hamonjy xfphmifx ny rehetra ho any mkhq an-Danitra
Haita fahasambarana
Haita fiadanana
De ho hitanao ao koa mgtz 'lay
Fihavanana

Tena mahafinaritra
Sambatra ao,tretrika
Tena mahafinaritra any eh
Sambatra ao tretrika

Rivolala :2009

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RIVOLALA
Vangy : 755
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rivolala
Daty : 08/07/2024 15:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364