Jaona 3 : 16 (RIVOLALA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey re ry Tompo de natolotrao ho anay ny Zanakao
Mba ho famonjena ny tontolo izao
Fa ny eo Anilany no mahafinaritra
Sambatra izay,mandray ny Teniny rlebvqal

Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra 'izao tontolo izao eh
Ny Nanolorany ny Zanany 'lay tokana
Ho ahy sy ho anao
Fa izay rehetra mino Azy tononkira.serasera.org anie
Ka hanana fiainana mandrakizay
Ko tsy haleonao ve,miaraka amin'ny Ray

Ry rahalahy sy anabavy pnyazzeq namako
Mandraisa Azy tgsfhnvl ianao
Atolory Azy anio,ny fiainanao
Fa ny eo Anilany no mahafinaritra
Sambatra izay, mandray ny Teniny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : RIVOLALA
Visites : 647
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Rivolala
Date : 08/07/2024 15:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0992