Jaona 3 : 16 (RIVOLALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey re ordrhx ry Tompo de natolotrao ho anay ny Zanakao
Mba ho famonjena ny tontolo izao
Fa ny eo Anilany no mahafinaritra
Sambatra izay,mandray ny Teniny
Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra 'izao tontolo izao eh
Ny Nanolorany ny ovbrmtu Zanany 'lay tokana
Ho ahy sy ho anao
Fa izay rehetra mino Azy anie
Ka hanana fiainana mandrakizay
Ko tsy haleonao ve,miaraka amin'ny Ray
Ry rahalahy sy anabavy namako
Mandraisa sniwcwq Azy ianao
Atolory Azy anio,ny fiainanao
Fa ny eo Anilany no mahafinaritra
Sambatra izay, mandray tononkira.serasera.org ny Teniny
Mba ho famonjena ny tontolo izao
Fa ny eo Anilany no mahafinaritra
Sambatra izay,mandray ny Teniny
Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra 'izao tontolo izao eh
Ny Nanolorany ny ovbrmtu Zanany 'lay tokana
Ho ahy sy ho anao
Fa izay rehetra mino Azy anie
Ka hanana fiainana mandrakizay
Ko tsy haleonao ve,miaraka amin'ny Ray
Ry rahalahy sy anabavy namako
Mandraisa sniwcwq Azy ianao
Atolory Azy anio,ny fiainanao
Fa ny eo Anilany no mahafinaritra
Sambatra izay, mandray tononkira.serasera.org ny Teniny
--------
Link:
