Tafalatsaka (Ricah Talibao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa nandeha teny ny fotoana
Sasatra nikaroka izay nahasoa...
Fa nandeha ny andro,volana, sy taona
Fa toa tononkira.serasera.org Tsy nety nisokatra ny fo
Fa ny anio tô hafa kely, hafa kely, hafa kely
Nahita anjely tonga dia babo mintsy aaahooo
Bg :
Zah aloa tsy mahay miatsara velatsia
Fa tonga dia laniko lay bikany
sanatria hoe mitsara ivelany
Fa tegna pointureko ilay viavy iny
Tsy hoe resaka doka fa tena babony aho
qlyid Tena hoe mahasahy milokaloka fa ianao no anjarako
Fiv :
TENA BABO AH,
AMINAO ZAH NENY A
TAFALATSAKA ZATO ISANJATO
FA ZAO HITENY AH ..
HOE:
TAFALATSAKA AMINAO ZAH BABY YEUH!!!
Ela niandrasana fa nahita zah niagny, uhmmm
Efa nihisaka ny tany...
Mba ento hanidina any hianika ny tontolonao
Efa be zay vita zay fa mbola tsy nahita uavexgay mamy ohatranao zah
Tsy rediredy fa adala aminao zah
Bg glaebmy :

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ricah TalibaoVangy : 708
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakeric5
Daty : 11/03/2024 12:41