Ianao Ry Noely (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ry noely nlemygos no andro tsara sady soa
Mampivondron’ireo very,
Mba hitsaoka Azy koa.
Na ny ory na ny manana,
Mifaly mihira hoe: Haleloia, Hosana,
ho an’Ilay Mpanjaka lehibe.
Ianao ry noely no andro tsara sady soa
Mampivondron’ireo very,
Mba hitsaoka Azy koa.
Na ny ory na ny manana,
Mifaly mihira hoe: Haleloia, Hosana,
ho an’Ilay Mpanjaka lehibe.
Mihobia fa teraka ny qcad Tompo !
Miravoa fa afaka fdibjf ny loto !
Mpanadio sy mpanafaka Ilay Jeso
Mpanjakan'Ny Mpanjaka.
He, ny fonay ravoravo ( he ny fonay ravo) !
Noely no tsaroanay izao (Noely no tsaroanay) !
Fa ny zanaky ny Avo (zanaky ny Avo)
No mitondra fiainam-baovao.
Ianao ry noely no andro tsara sady soa
Mampivondron’ireo very,
Mba hitsaoka Azy koa.
Na ny ory na ny tononkira.serasera.org manana,
Mifaly mihira hoe: Haleloia, Hosana,
ho an’Ilay Mpanjaka lehibe.
Ianao ry noely no andro tsara sady soa
Mampivondron’ireo very,
Mba hitsaoka Azy koa.
Na ny ory na ny manana,
Mifaly mihira hoe: Haleloia, Hosana,
ho an’Ilay Mpanjaka lehibe.
Mihobia fa teraka ny Tompo !
Miravoa fa afaka ny loto !
Mpanadio sy mpanafaka Ilay Jeso
Mpanjakan'Ny Mpanjaka.
He, ny fonay ravoravo ( he ny fonay ravo) !
Noely no tsaroanay izao (Noely no tsaroanay) !
Fa ny zanaky ny Avo (zanaky ny Avo)
No mitondra fiainam-baovao.
Mihobia fa teraka ny Tompo !
Miravoa fa afaka ny loto !
Mpanadio sy mpanafaka Ilay Jeso
Mpanjakan'Ny Mpanjaka.
Mpanadio sy mpanafaka Ilay Jeso
Mpanjakan'Ny Mpanjaka.
Mampivondron’ireo very,
Mba hitsaoka Azy koa.
Na ny ory na ny manana,
Mifaly mihira hoe: Haleloia, Hosana,
ho an’Ilay Mpanjaka lehibe.
Ianao ry noely no andro tsara sady soa
Mampivondron’ireo very,
Mba hitsaoka Azy koa.
Na ny ory na ny manana,
Mifaly mihira hoe: Haleloia, Hosana,
ho an’Ilay Mpanjaka lehibe.
Mihobia fa teraka ny qcad Tompo !
Miravoa fa afaka fdibjf ny loto !
Mpanadio sy mpanafaka Ilay Jeso
Mpanjakan'Ny Mpanjaka.
He, ny fonay ravoravo ( he ny fonay ravo) !
Noely no tsaroanay izao (Noely no tsaroanay) !
Fa ny zanaky ny Avo (zanaky ny Avo)
No mitondra fiainam-baovao.
Ianao ry noely no andro tsara sady soa
Mampivondron’ireo very,
Mba hitsaoka Azy koa.
Na ny ory na ny tononkira.serasera.org manana,
Mifaly mihira hoe: Haleloia, Hosana,
ho an’Ilay Mpanjaka lehibe.
Ianao ry noely no andro tsara sady soa
Mampivondron’ireo very,
Mba hitsaoka Azy koa.
Na ny ory na ny manana,
Mifaly mihira hoe: Haleloia, Hosana,
ho an’Ilay Mpanjaka lehibe.
Mihobia fa teraka ny Tompo !
Miravoa fa afaka ny loto !
Mpanadio sy mpanafaka Ilay Jeso
Mpanjakan'Ny Mpanjaka.
He, ny fonay ravoravo ( he ny fonay ravo) !
Noely no tsaroanay izao (Noely no tsaroanay) !
Fa ny zanaky ny Avo (zanaky ny Avo)
No mitondra fiainam-baovao.
Mihobia fa teraka ny Tompo !
Miravoa fa afaka ny loto !
Mpanadio sy mpanafaka Ilay Jeso
Mpanjakan'Ny Mpanjaka.
Mpanadio sy mpanafaka Ilay Jeso
Mpanjakan'Ny Mpanjaka.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Riampeon' Ny MaritioraVangy : 529
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raiki-pitia
Daty : 01/10/2024 10:53
