Hira vokatry Ny Teny (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira vokatry eljiar ny Teny no asandratray
Hampiakarana ireo Fanahy izay very an-davaka
Hira vokatry ny Teny
no anoloranay filazantsara ho an’izay milofika
Hira tononkira.serasera.org vokatry ny Teny no asandratray

Hiran’ny Finoana ho an’izay diso fanantenana hira
Hira mampifaly ho an’izay tratram-pisetoana
Hira mampahery ho an’izay kivy sy mila hamoy fo
hira fiderana ho an’izay tojo fitahiana
HIHIRA NY TENINAO NY LELAKO FA MARINA NY DIDINAO REHETRA
Hira pujfx vokatry ny Teny no asandratray

HIHIRA gxvbhr NY TENINAO NY LELAKO FA MARINA NY DIDINAO REHETRA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Riampeon' Ny MaritioraVangy : 531
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raiki-pitia
Daty : 23/09/2024 09:39