Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa (Hira fanevan'ny Riampeon' ny maritiora) (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ybcg lany ahkhmo hamamiana ny fitiavanao
Fa feno fitahiana izay hombanao
Misaotra anao ry Ray, tanteraka izao
Ny asa vitanay ho voninahitrao
Ref:
Hihira ho an'i Jehovah tononkira.serasera.org aho raha mbola velona koa
Ny fahasoavanao dia ho anay fmqgh tokoa
Hasandratray ny feo hidera sy hankalaza ny Tsitoha
Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa...
Ny Fanahy Masinao Ray no ampinga entinay
Hamakivaky ireo asa miandry anay
Na sarotra aza anie ny hodiavinay
Ny Riampeo mandresy no hany tanjonay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Riampeon' Ny MaritioraVangy : 2295
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : keuvin4
Daty : 21/03/2016 15:01