Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa (Hira fanevan'ny Riampeon' ny maritiora) (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy lany hamamiana ny fitiavanao
Fa feno fitahiana izay hombanao
Misaotra anao ry Ray, tanteraka izao
Ny asa vitanay ho voninahitrao


Ref:
         Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa
         Ny fahasoavanao dia ho anay tokoa
         Hasandratray ny feo hidera sy hankalaza ny Tsitoha
      tononkira.serasera.org    Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa...


Ny Fanahy Masinao dabzvtej Ray no ampinga entinay
Hamakivaky ireo grtdcpsa asa miandry anay
Na sarotra aza anie ny hodiavinay
Ny Riampeo ozsras mandresy no hany tanjonay


Ref:
         Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364