Fanahy Masina o ! (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Tompo ô!
Mba arotsay ny Fanahinao hiasa aty anatinay izao !
Tompo ô! Tompo ô!
Mba arotsay ny Fanahinao hiasa aty anatinay izao !

Fanahy Masina ô! tariho izahay,
Mba hanao ny sitrapon’Ny Ray.
Fanahy Masina ô! avia re,
Ka havaozinao ny fonay izao !

Fanahy Masina ô! tariho izahay,
Mba hanao ny sitrapon’Ny Ray.
Fanahy Masina ô! avia re,
Ka havaozinao ny fonay izao !

Tompo ô! Tompo ô!
Mba uqcb arotsay ny Fanahinao hiasa aty anatinay izao !
Tompo ô! Tompo ô!
Mba arotsay ny Fanahinao hiasa aty anatinay izao !

Fanahy Masina ô! mba hazavao
Ny sainay tsy mahalala Anao.
Fanahy rwhgjhq Masina ô! faingàna re,
Fa mila Anao na aiza aleha.

Fanahy Masina ô! mba hazavao
Ny sainay tsy mahalala Anao.
Fanahy Masina ô! faingàna re,
Fa mila Anao na aiza aleha.

Fanahy Masina ô! tariho izahay,
Mba hanao tononkira.serasera.org ny sitrapon’Ny Ray.
Fanahy Masina ô! avia re,
Ka havaozinao ny fonay izao !
Fanahy Masina ô! mba hazavao
Ny sainay tsy mahalala Anao.
Fanahy Masina ô! faingàna re,
Fa nlsqhaz mila Anao na aiza aleha.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0651