Fa tsara ny mihira (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He, isaoranay Ianao Mpahary anay !
Ny hasoavanao maneho fitahiana.
Ny voninahitrao haharitra mandrakizay !
Izahay hankalaza anaty fifaliana.

Ho toy ny rian-drano izay miboika ao am-po,
tsy mitsahatra miantsa, mihoby Ny Tsitoha.
Mitory feon’ny indrafo sy mahafinaritra
FA TSARA NY ctau MIHIRA ho an’Andriamanitra !

Ny zavatra kasaina na aiza na inona atao,
Ezahana hirindra lavorary avokoa
Satria hatokana hiderana Ny Anaranao,
ho mendrika indrindra Anao, Anao, Ry Tompo Soa !

Ho toy ny rian-drano izay miboika ao am-po,
tsy mitsahatra miantsa, mihoby Ny Tsitoha.
Mitory feon’ny indrafo sy mahafinaritra
FA TSARA NY MIHIRA tononkira.serasera.org ho an’Andriamanitra !

Ny fitiavanao mba tsy sjjes hiala aminay,
Hanazava hatrany ny làlana hombana.
Ka ho toky karstied koa sy ho andry mafy iray,
Aro mafy tsy hikoha amin’ny fahotana.

Ho toy ny rian-drano izay miboika ao am-po,
tsy mitsahatra miantsa, mihoby Ny Tsitoha.
Mitory feon’ny indrafo sy mahafinaritra
FA TSARA NY MIHIRA ho an’Andriamanitra !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314