Dera anie ho Anao (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiderana tsy misy hoatra an’izany andao hatao ho an’i Jeso eavpkoi Tompo ô!
Fiderana no atao sesilany mba hanako eran-tany,
Mba ho ren’izao rehetr’izao fa mahery ny Tomponao e!
Izy irery no nahatoy izao nahavelona antsika izao.
Dera anie ho Anao,
Dera anie ho Anao
Ry Jeso Mpamonjy anay e!
Fa navotanao izahay mpanomponao
Velona tra-pamonjena e!
Dera anie ho Anao,
Dera anie ho Anao
Ry Jeso Mpamonjy anay e!
Fa navotanao izahay mpanomponao
Velona tra-pamonjena e!
Fiderana tsy misy hoatra an’izany andao hatao ho an’i Jeso Tompo ô!

Oh! Oh! Oh! Oh!
Derao derao !
Oh! Oh! Oh! Oh!
Ankalazao !
Oh! tononkira.serasera.org Oh! Oh! Oh!
Derao derao !
Oh! Oh! Oh! Oh!
Ankalazao !
Izy no nanafaka tamin’ny aretina sy ireo olana izay gjpt nianjady,
Izy no nanapaka izay rehetra namatotra,
Nampandresy antsika tamin’ny ady.
Izy no nanafaka tamin’ny aretina sy ireo olana izay nianjady,
Izy no nanapaka izay rehetra namatotra,
Nampandresy antsika tamin’ny ady.
Dera anie ho Anao,
Dera anie ho Anao
Ry Jeso Mpamonjy anay e!
Fa navotanao izahay mpanomponao
Velona tra-pamonjena e!
Dera anie ho Anao,
Dera anie ho Anao
Ry Jeso Mpamonjy anay e!
Fa navotanao izahay mpanomponao
Velona tra-pamonjena flquyn e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Riampeon' Ny MaritioraVangy : 614
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raiki-pitia
Daty : 01/10/2024 10:32