Ao amin'i Jeso (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsinontsinona, tsinontsinona
ny fiainana tsy ao amin’i Jeso.
Maninona, maninona no mbola tsy ao ianao ?
Rahoviana, rahoviana
Ianao no hanantona Azy ?
Anio mety mandray anao Izy.
Tsinontsinona, tsinontsinona
ny fiainana tsy ao amin’i Jeso.
Maninona, maninona no mbola tsy ao ianao ?
Rahoviana, rahoviana
Ianao no hanantona Azy amjk ?
Anio mety mandray anao Izy.
Manahirana ny fiainana izao,
Ny eto an-tany no mahamaika aloha.
Izay tena olana amin’ny fiainanao,
Jeso tsy ao fa any ivelany.
Na iza na iza velona ety dia manontany toy izao :
Aiza moa aho ? Ary mba ho aiza no handray ny mandrakizay ?
Aza mody fanina na minia marenina !
Tsy azonao ialana izany.
Jeso voas miandry ny valin-teninao.
Tsinontsinona, tsinontsinona
ny fiainana tsy ao amin’i Jeso.
Maninona, maninona no mbola tsy ao ianao ?
Rahoviana, rahoviana
Ianao no hanantona Azy ?
Anio mety mandray anao Izy.
Rahoviana re no tapitra ny ditra ?
Ianao anie no tapitra twnmqqy aina aloha.
Izay tena olana amin’ny fiainanao,
Jeso tsy ao fa any ivelany.
Tsy aiza fa ao amin’i Jeso.
Aiza no handray ny mandrakizay,
Ka ho aiza moa fa ao amin’i Jeso.
Azo antoka ny famonjen’i Jeso.
Tsinontsinona, tsinontsinona
ny fiainana tsy ao amin’i Jeso.
Maninona, maninona no mbola tsy ao ianao ?
Rahoviana, rahoviana
Ianao no hanantona Azy ?
Anio mety mandray tononkira.serasera.org anao Izy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Riampeon' Ny MaritioraVangy : 629
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raiki-pitia
Daty : 01/10/2024 10:29