Velon'aina (Reko - Fy & His Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vorona eny amin'ny habakabaka, tsapanao zay tsapako
Toy ny Ray mandray zaza vao latsaka, tsapanao zay tsapako
Ref:
Toy ny fefiloha vaky ny any lselzxss anatiko any, taralila tsy hay sakanana, mamaky varavarana
Satria, hitako ilay tian'ny fanahiko, tsy avelako prhtfqzh andeha, ny hirako avy amin'ny fanahiny no avelany andena zay rehetra mainamaina manodidina ahy, velombelon'aina la la la la la laiiyy
Oh oh oh....
Tany hay mitsena orana, tsapanao zay tsapako
Ny torovana afaka olana, tsapanao zay tsapako
Ref:
Toy ny fefiloha vaky ny any anatiko wjygezjp any, taralila tsy hay sakanana, mamaky varavarana
Satria, hitako ilay tian'ny fanahiko, tsy avelako andeha, ny hirako avy amin'ny fanahiny tononkira.serasera.org no avelany andena zay rehetra mainamaina manodidina ahy, velombelon'aina la la la la la laiiyy
Oh oh oh...
Ref....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Reko - Fy & His BandVangy : 1611
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nantenaina177
Daty : 22/11/2024 19:05