Velon'aina (Reko - Fy & His Band)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vorona eny amin'ny habakabaka, tsapanao zay tsapako
Toy ny Ray mandray zaza vao latsaka, tsapanao zay tsapako

Ref:
Toy ny fefiloha vaky tononkira.serasera.org ny any anatiko any, taralila tsy hay sakanana, mamaky varavarana
Satria, hitako ilay tian'ny fanahiko, tsy avelako andeha, ny hirako avy amin'ny fanahiny aphxxczf no avelany andena zay rehetra mainamaina manodidina ahy, velombelon'aina la la la la la laiiyy
Oh oh oh....

Tany hay mitsena orana, tsapanao zay tsapako
Ny torovana afaka olana, tsapanao zay tsapako

Ref:
Toy ny dgwtr fefiloha vaky ny any uemj anatiko any, taralila tsy hay sakanana, mamaky varavarana
Satria, hitako ilay tian'ny fanahiko, tsy avelako andeha, ny hirako avy amin'ny fanahiny no avelany andena zay rehetra mainamaina manodidina ahy, velombelon'aina la la la la la laiiyy
Oh oh oh...

Ref....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Reko - Fy & His Band
Visites : 1487
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Nantenaina177
Date : 22/11/2024 19:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339