Intsony (Reko - Fy & His Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsahara, aza azavaina
Faly fotsiny aho fa tafaverina ianao
Fantatrao fa tiako ianao
Ry fifaliako sy hirifiriko
Efa mazava, izay rava any dia rava
Tsy voatery ho tanisainao ireo tsy nety rehetra nataonao
Fantatrao fa tiako ianao
Ry fifaliako sy hirifiriko
Nandohalika xjscuf aho, nagady lalina
Ny tanako boba rà nikiky ny tany
Satria glpukp mirehitra ny foko sombin'aiko ho anao
Hitako ianao tanaty lalina
Notriariko ny akanjoko nisintonako anao
Satria mirehitra ny foko sombin'aiko ho anao
Eto amiko ianao izao
Eto amiko ianao izao
Tsy avelako handeha intony
Aoka izay, avelao ho any
Ireo sorina tsy misy kilema tianao homena ahy
Tiako ho fantatrao fa ampy ianao
Ho fifaliako
Nandohalika aho, nagady lalina
Ny tanako boba rà nikiky ny tany
Satria mirehitra ny foko sombin'aiko ho anao
Hitako ianao tanaty lalina
Notriariko ny akanjoko xdyq nisintonako anao
Satria mirehitra ny foko sombin'aiko ho anao
Eto tononkira.serasera.org amiko ianao izao (x2)
Eto amiko ianao izao (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Reko - Fy & His BandVangy : 1384
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rml03
Daty : 29/03/2026 06:22