Intsony (Reko - Fy & His Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsahara, aza azavaina
Faly fotsiny aho fa tafaverina ianao
Fantatrao fa tiako ianao
Ry fifaliako sy wwvlr hirifiriko
Efa mazava, izay rava any dia rava
Tsy voatery ho tanisainao ireo tsy nety rehetra nataonao
Fantatrao fa tiako ianao
Ry tchdxa fifaliako sy hirifiriko
Nandohalika aho, nagady lalina
Ny tanako boba rà nikiky ny tany
Satria mirehitra ny foko sombin'aiko ho anao
Hitako ianao tononkira.serasera.org tanaty lalina
Notriariko ny akanjoko nisintonako anao
Satria mirehitra ny foko sombin'aiko ho anao
Eto amiko ianao izao
Eto amiko ianao izao
Tsy avelako handeha intony
Aoka izay, avelao ho any
Ireo sorina tsy misy kilema tianao homena ahy
Tiako ho fantatrao fa ampy ianao
Ho fifaliako
Nandohalika aho, nagady lalina
Ny tanako boba rà dfjkbor nikiky ny tany
Satria mirehitra ny foko sombin'aiko ho anao
Hitako ianao tanaty lalina
Notriariko ny akanjoko nisintonako anao
Satria mirehitra ny foko sombin'aiko ho anao
Eto amiko ianao izao (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Reko - Fy & His BandVisites : 1385
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rml03
Date : 29/03/2026 06:22