Andao (Reko - Fy & His Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oentiko ianao, hijery zavabaovao
Mbola tsy hitan'ny masonao
Tsy ren'ny sofinao
Hummm mmmm Hummm mmm
Tany ahy ianao, tononkira.serasera.org
ary ny entanao ... dia ndao
Ndao hanarak'Ahy
Rany ahy ianao
ary ny entanao ... dia ndao
Ndao hanarak'Ahy
Ho sokafoko ny masonao, havaoziko jchupzah ny fisainana
Ka ny ety an-tany, ho toy ny an-danitra ihany
Ho sitraniko ireo ferinao, Ianaoa manontolo vaovao
Ka ny ety an-tany, ho toy ny andanitra ajimd ihany
Di ho iraiko anaoa, Di ho xwsmc iraiko anaoa,
Ny hiran'ny hira rehetra ... ooo
x3
O oo o oo
Andao hanarak'Ahy x2
Oentiko ianao hijery zavabaovao
Andao hanarak'Ahy x3
O oo aaaa
Andao hanarak'Ahy ....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Reko - Fy & His BandHits : 2934
Likes : 0 Like
Created by : AASPRONI
Date : 27/07/2024 19:00