Andao (Reko - Fy & His Band)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oentiko ianao, hijery zavabaovao
Mbola tsy hitan'ny masonao
Tsy ren'ny sofinao

Hummm mmmm Hummm mmm

Tany ahy ianao,
ary ny entanao ... dia ndao
Ndao hanarak'Ahy
Rany ahy ianao
ary ny entanao ... dia ndao
Ndao hanarak'Ahy

Ho sokafoko ny masonao, havaoziko ny fisainana
Ka ny ety an-tany, ho toy ny an-danitra ihany
Ho sitraniko ireo ferinao, Ianaoa manontolo vaovao
Ka ny ety an-tany, ho toy ny andanitra ihany

Di ho iraiko anaoa, Di ho iraiko anaoa,
Ny hiran'ny hira rehetra ... ooo
x3

O oo o oo

Andao hanarak'Ahy x2

Oentiko ianao hijery zavabaovao
Andao hanarak'Ahy x3

O oo aaaa

Andao hanarak'Ahy ....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Reko - Fy & His Band
Visites : 152
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AASPRONI
Date : 27/07/2024 19:00
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109