RAHA SENDRA (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
safjp Raha sendra raho-mitatao, ny androm-piainanao
Manantona azy
Fa omeny anao, ilay famonjena
Avy aminy
Tojo sampona angaha, fahasahiranana koa
Aza kivy amin’izany
Fa omeny anao, ilay famindram-po
Avy amin’ny Ray
Ref: Tsy misy izay tsy nomeny
Izay kvjlmzkn nangataka taminy
Ireo tononkira.serasera.org miantso azy avy hatrany dia nekeny
Raha fantany fa mahasoa jaursf izany
Malok’ila angaha, izato làlanao
Mahaketraka
F’io ny lanitra tsy mba miangatra io
No hanampy anao, tsy ho reraka
F’ao ilay Ray be fitia, niandry ireo zay nania
Manantona azy
Fa omeny anao, fitahian-dehibe
Avy aminy
Manantona azy
Fa omeny anao, ilay famonjena
Avy aminy
Tojo sampona angaha, fahasahiranana koa
Aza kivy amin’izany
Fa omeny anao, ilay famindram-po
Avy amin’ny Ray
Ref: Tsy misy izay tsy nomeny
Izay kvjlmzkn nangataka taminy
Ireo tononkira.serasera.org miantso azy avy hatrany dia nekeny
Raha fantany fa mahasoa jaursf izany
Malok’ila angaha, izato làlanao
Mahaketraka
F’io ny lanitra tsy mba miangatra io
No hanampy anao, tsy ho reraka
F’ao ilay Ray be fitia, niandry ireo zay nania
Manantona azy
Fa omeny anao, fitahian-dehibe
Avy aminy
--------
Rohy:
