Mba zakao (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve ianao ihany no nitady ahy izany
Ela izany vao hita indray !
Ento ny resakao fa somary sahirana ihany aho
Manam-bahiny ka miala tsiny
Henoko aloha fa nisaraka hono ’nareo
Izay sahady ve dia efa samy leo
Hitako ireny sahala amin’ny tsy ho faty
Nipitrapitra aho! Niezaka ny gzugpkq hahatanty….
Tsy mba noheverinao….f’efa
Voalefona tany amin’ny aty tononkira.serasera.org fanahy aho
Tsy mba nosaininao….f’efa
Nikasa hanao izay tsy fanao.
Angaha moa tsy ianao ihany no efa nilaza tsy mila
Nionona aho f’efa tsy tiana
Izy angamba koa no anjara hizara hafaliana
Ho anao! zonj Fa avelao aho amin’izao….
Henoko aloha fa niteraka hono nareo
Fa vao rxfumve hita kibo ianao dia lasa ny havanao
Tsy hoe mandatsa fa samia mahay mizaka
F’izay afafy ihany no jinjaina eto antany
Raha tsy noheverinao…..sahala
Amin’izany no nentiko fony nitia aho
Raha tsy nosaininao…. Tsy
Latsak’izany ny ratrako natosikao.
Raha tsy noheverinao……..

--------
Rohy: