Lahatra (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ianao rahavako
Hamafa rano amin’ny tavako
Sento no mameno ny fiainako
Zay rakotra alahelo
Fa mirotsa-dava
Toa ranomasonjaza
Fahoriana ny ahy
Satria marary ramkz anao ny fanahy
Ranomaso tena fatratra
sannv Mirotsaka mipatrapatraka
Raradraraka toa oram-pahavaratra
Indro sakaizam-pandriana
Lay havanao ô ry tiana
Ny adin-tsaina
mila tsy ho zaka zakaina
Indrisy ry malala
Zao tokoa ve no anjara
Tsy hay ialana intsony
Fa efa tora-bato avy any ambony
Zao tontolo izao
Tsy atakaloko anao
Raha voavidy koa ianao hifohazanao dia tononkira.serasera.org natao
Betsak’ireo fahatsiarovana
Nitoetra ka diso alahelovana
Fadiranovana
Mahatonga fahamoizana
Toa alina ny antoandro
Fa maizim-pito ny masoandro,
Ry ambanilan’lanitra dnybz o,
’Zao no lahatr’Andriamanitra!
Hamafa rano amin’ny tavako
Sento no mameno ny fiainako
Zay rakotra alahelo
Fa mirotsa-dava
Toa ranomasonjaza
Fahoriana ny ahy
Satria marary ramkz anao ny fanahy
Ranomaso tena fatratra
sannv Mirotsaka mipatrapatraka
Raradraraka toa oram-pahavaratra
Indro sakaizam-pandriana
Lay havanao ô ry tiana
Ny adin-tsaina
mila tsy ho zaka zakaina
Indrisy ry malala
Zao tokoa ve no anjara
Tsy hay ialana intsony
Fa efa tora-bato avy any ambony
Zao tontolo izao
Tsy atakaloko anao
Raha voavidy koa ianao hifohazanao dia tononkira.serasera.org natao
Betsak’ireo fahatsiarovana
Nitoetra ka diso alahelovana
Fadiranovana
Mahatonga fahamoizana
Toa alina ny antoandro
Fa maizim-pito ny masoandro,
Ry ambanilan’lanitra dnybz o,
’Zao no lahatr’Andriamanitra!
--------
Rohy:
