Faly aho (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho, satria tena dswbonk tia anao
Ankehitriny koa dia lavitry ny fijaliana
Faly aho, rahavako satria ny fitiavako
Ho anao mandrakizay Doria
Ianao no masoandrom-piainako
Ianao irery no tononkira.serasera.org hiantako sy hitarainako
Ianao anie no hiakinana sy hianteherana
Amin'ny ho aviko sy fiainako rehetra
Ianao no fanilo, hanazava sy hitsilo
Ny lalana ho diavina, fa hamakivaky fiainana
Izaho sy ianao, hitkj ianao sy izaho
Izaho sy ianao mifampitantana
Izaho sy ianao, ianao sy izaho
Izaho sy ianao mifampitantana
Miroborobo ny antsika roa
Fitia lamban'akoho, faty no hisarahana odteue
Ankehitriny koa dia lavitry ny fijaliana
Faly aho, rahavako satria ny fitiavako
Ho anao mandrakizay Doria
Ianao no masoandrom-piainako
Ianao irery no tononkira.serasera.org hiantako sy hitarainako
Ianao anie no hiakinana sy hianteherana
Amin'ny ho aviko sy fiainako rehetra
Ianao no fanilo, hanazava sy hitsilo
Ny lalana ho diavina, fa hamakivaky fiainana
Izaho sy ianao, hitkj ianao sy izaho
Izaho sy ianao mifampitantana
Izaho sy ianao, ianao sy izaho
Izaho sy ianao mifampitantana
Miroborobo ny antsika roa
Fitia lamban'akoho, faty no hisarahana odteue
--------
Rohy:
Hevitra
radorralucien0
(
31/05/2021 11:58)
Ohatran'ny tsy nisy anio hira tsara be io tato dia mba nampidiriko raha mba mety e ????????????
hery
(
31/05/2021 17:01)
Misaotra e
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RebikaVangy : 3765
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : radorralucien0
Daty : 31/05/2021 17:00
