Fa tena tia (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy andriko ny maraina hahitana anao
Na ny alina aza toa lany amin’ny fanembonana
Miraikitra ato an-doha ilay endrikao
Ny tsikitsiky malefaka,mampite-hanoroka
Tsy haiko ny hangina
Te-hiantso mafy ny anaranao
tononkira.serasera.org dboplltr Be ny velom-panontaniana
F’ianao foana no ambavako ao
Réf: Tiako loatra ianao
Tsy mahajery olon-kafa intsony aho
Lasanao avokoa ny fitiavako
Foiko anao daholo
iwlflou Ny fiainako manontolo
nzavlk Tsy rediredy sanatria.Fa tena tia
Voahomana avokoa izay rehetra atao
Na fihetsika na fiteny handresen-dahatra anao
Indraindray aza toa miteniteny foana
Ny tsisy aza foronina rehefa ianao no manoloana
Ity foko mitempo tsy miato
Dia ianao tokoa no nambabo
Lasanao tsy nisy tavela
F’ianao foana , fa tsy hay fefena
Réf:

F’ianao foana, fa tsy hay nofefena
Tia

--------
Rohy: