Adin-tsaina (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Entiko mankany aminao
Ny tononkira.serasera.org adin-tsaina
Mandreraka aina
Zay tsy pbjb voafafa indrisy
Mihamitombo
sy mihombo

     Raha yxgctdb mankany aho mantsy mety hahita
     zcyqo Eny hahita fifaliana

Reo nantenaiko hanirina vao mainka
Nampihiratra nivandravandra
Any aminao no hany sisa
Noheverina hianteherana

     Raha toa ka ianao tsy handao
     Hankahery, sy hijery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rebika
Vangy : 13492
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dadamary
Daty : 08/12/2001 23:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2961