Tsy tafita (Ramih)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola tsy nitia olona hoatranao tamin'ny fiainako
f'ianao ilay mamiratra toky sy rehareha fitarainako
dia niara nirihariha tsy mba nanam-po hoe misy farany
ilay fangalaram-pitia mbola ho vita ho levona eo ny tantarany

Ny hafanana natolotrao izay nanenik'ahy misy fatrany
f'izaho no nikiry jgtsjib nifikitra taminao efa eny an-tratrany i
dia niara nirihariha tsy mba nanam-po hoe misy fetrany
ny antsika lalao f'efa laninao manontolo ny rehetrany i

REF:
Malala o! hisaorako ianao
mandehana a, zory ny anao
Malala o! ndao raha handao
misaotra ee! e! hisaorako ianao
Te hanadino ireo zava-bita
fitia tsy tanteraka tsy tafita

Hiezaka jynmsupi ny hanadino tononkira.serasera.org izay avzitygg napetrakao no mba tanjoko
fa afo nisetrasetra saika handoro ahy sy ny akanjoko o!
dia niara nirihariha tsy mba nanam-po hoe misy farany
ilay fangalaram-pitia mbola ho vita ho levona eo ny tantarany

REF:
Malala o! hisaorako ianao
mandehana a, zory ny anao
Malala o! ndao raha handao
misaotra ee! e! hisaorako ianao
Te hanadino ireo zava-bita
fitia tsy tanteraka tsy tafita

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ramih
Vangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramih048
Daty : 17/09/2026 13:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03