Tsara tefy (Ramih)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSARA TEFY ♥
Aza mihevitra akory ny ojweall hilefa
hilefa ato am-poko ianao
f'efa tsara kobona tsara tefy
latsa-paka tanteraka ao
Aza mby an-tsaina akory fa tsy tandriko
hoe "iny olona iny tia anao"
f'efa tononkira.serasera.org manorisory sy tsy tantiko
ny mahita azy mandinika anao
Ref : (a)ngaha moa zany, zany tsy tsapanao??
(a)ngaha moa zany, tsy efa hatramin'izay ka hatram'izao??
Ireo fiarahana mamy hatrizay
no nahatonga ahy tsy ahafoy anao
namela fahatsiarovana mamay
ka lasa tsy haiko "ny tsy eo anilanao"
Ref : (a)ngaha moa zany, rmhrgvgi zany tsy tsapanao??
(a)ngaha moa yuhhq zany, tsy efa hatramin'izay ka hatram'izao??
A/C : Ramih
Contact : +261 34 60 009 48
Fb : Ramih Ramih
Page officiel : Ramih (artiste)

--------
Rohy: