Tsy tafita (Ramih)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola tsy nitia olona hoatranao tamin'ny fiainako
f'ianao ilay mamiratra toky sy rehareha fitarainako
dia niara nirihariha tsy mba nanam-po hoe misy farany
ilay fangalaram-pitia mbola ho vita ho levona eo ny tononkira.serasera.org tantarany
Ny hafanana natolotrao izay nanenik'ahy misy fatrany
f'izaho no nikiry nifikitra taminao efa eny an-tratrany i
dia niara nirihariha tsy mba nanam-po hoe misy fetrany
ny antsika lalao f'efa laninao manontolo ny rehetrany i
REF:
Malala o! hisaorako ianao
mandehana sermpht a, zory ny anao
Malala o! ndao raha handao
misaotra ee! e! hisaorako ianao
Te hanadino ireo zava-bita
fitia tsy tanteraka tsy tafita
Hiezaka ny hanadino izay napetrakao no mba tanjoko
fa afo nisetrasetra saika handoro ahy sy ny akanjoko o!
dia niara zsahkn nirihariha tsy mba nanam-po hoe misy farany
ilay fangalaram-pitia mbola ho vita ho levona eo ny tantarany
REF:
Malala o! hisaorako ianao
mandehana a, zory ny anao
Malala o! ndao raha handao
misaotra ee! e! hisaorako ianao
Te hanadino ireo zava-bita
fitia tsy tanteraka tsy tafita alkuz

--------
Link: