Jjulia (Ramih)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jjulia
Mandrapa rovina vao hiova fo
ilay tsiky kely tamin'ny fihavanàna
zah manantena ny hiara droa
f'efa ela loatra 'zay le ninamanana a

Ho hamafisina bebe kokoa
havadibadintsika tononkira.serasera.org fitiavana a
fa manantena ny hiara droa
f’efa ela loatra ‘zay le nampinamana a

Ref :
Ooh! Jjulia  
haiko enao mamilafila a
Fa  ny ao am-ponao tararila oo
Liana o!
Mila a a a!

Tsy hataoko an-tery aki(a) fa mba ekeo
K’atositosikao 'lay fangatahaana a
F’enao omaly ‘lay nitsiky kely
Maika nampiseho ‘lay tsy fandavàna a

Ho hamafisina bebe kokoa
havadibadintsika fitiavana a
zah manantena ny hiara droa
f'efa ela loatra 'zay le nampinamana a

Ooh! Jjulia  
haiko tphyfg enao mamilafila a
Fa psygh ny ao am-ponao tararila o o
Liana uoojvfhr o!
Mila a o!

Musique

Ooh! Jjulia Jjulia (tsy haiko oo!)
haiko enao mamilafila a ('lay finamanantsika a)
Fa ny ao am-ponao tararila o o
Liana o!
Mila a o! (taralila aminao anie zah Jjulia)

Ramih 16/04/26
Contact : +261 34 60 009 48
Fb : Ramih ramih
Page officiel : Ramih (artiste)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ramih
Vangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramih048
Daty : 06/07/2026 12:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1825