Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mitamberina (RAMIAN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Lasa nofy ireo tantara novolena
Manembona ilay tsikinao zay volamena
Fahasambarana ilay teo anilanao
Fa kotsan-dranomaso rehefa lasa ianao
Nitomany irery ofglufk tam-pandriana
Very fa nilaozan'olon-tiana
Dify ilay fitiavana nirina
Mahatsiaro banga sy fiafiana
Refr: x2
Raha misy azo atao dia lazao aho
Antsoy aho raha mba sendra henonao
Lay antso mangina anaty foko ao
Mitalao anao, mitady anao
2- Tsy mbola nisy fotoana iray,nanadinoako ny taloha
sy ireo fahatsiarovana nandreraka ny loha
izay mitamberina ato an-tsaiko ny maraina vao mifoha
ny alina mangina raha mikipy ny masoko roa
Irery ao anaty ny aizina aho dia mibanjina ireo kintana
dia mitomany ,mitanondrika satria niangaram-bitana
dia rivodrivotra malefaka sisa no lasa tambitamby mampionona
f'ireo teny mampahery ,efa unnzs tsy misy mpanonona
dia miezaka ny mampionon-tena mba tsy ho tononkira.serasera.org very fanantenana
'lay masoandro takon-drahona mbola hiverina hanafana
ankehitriny anefa ,efa sarotra amiko ny misedra olana fa voageja fatorana izay tsy nahitako vahaolana
dia mivavabavaka mafy,mangataka amin'Andriamanitra
ambony ny masoko,mibanjina ny lanitra
nefa masoko roa jambena,
fa voatomboka endrika ngszdrgr iray
'lay nilaozako irery ,'
lay tiako mandrakizay .

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RAMIANVangy : 890
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramian_Gasy_Loud
Daty : 12/02/2023 18:09