Mahereza (Rambao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vizana ve no tsy hjjp mahateny intsony
Sa efa boboka ny fony
Izay mangina volamena
Izany koa no fahendrena
Mahareza re f’izay no onjan’ny tany
Mionona hatrany hatrany
Efa napetraka ho tantara
Izay lasa rehetra hatrany am-para
Izay angaha no fetra efa voasoratra chkqn any
Mitraka f’izao re no ankason’ny tany
Any andro iray ho avy hamalifaly anao
Andro mitsiky vaovao.
Sompatra hoy ianao kanefa ataovy an-tsaina
Fa tsy izay rehetra antenaina
Dia ho tanteraka avokoa
Fa ao ny gueumks tsy hary, ao ny soa
Mahareza re f’izay no onjan’ny tany
Mionona hatrany hatrany
Efa napetraka ho tantara
Izay lasa rehetra hatrany am-para
tononkira.serasera.org
Sa efa boboka ny fony
Izay mangina volamena
Izany koa no fahendrena
Mahareza re f’izay no onjan’ny tany
Mionona hatrany hatrany
Efa napetraka ho tantara
Izay lasa rehetra hatrany am-para
Izay angaha no fetra efa voasoratra chkqn any
Mitraka f’izao re no ankason’ny tany
Any andro iray ho avy hamalifaly anao
Andro mitsiky vaovao.
Sompatra hoy ianao kanefa ataovy an-tsaina
Fa tsy izay rehetra antenaina
Dia ho tanteraka avokoa
Fa ao ny gueumks tsy hary, ao ny soa
Mahareza re f’izay no onjan’ny tany
Mionona hatrany hatrany
Efa napetraka ho tantara
Izay lasa rehetra hatrany am-para
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RambaoVangy : 12440
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 20/11/2003 12:30
