HAZO FIJALIANA (Rambao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Mangeja loatra ny ziogan’ny ankaso
Mila hamono hanakenda mandatsa-dranomaso
Enta-mavesatra no mbola ho zakaiko
Mba hatataovy kely ange fa reraka ny aiko
O! nankaiza ianao ry vintako ô!
Moa ve oiwxbq dia nandao
Ry fijaliana ô ! aza hitako
Matesa any hianao
ÔÔÔ! mampitomany
’Zany fiainan’an-tany
Toa very lalan’aho kanefa be adidy
Rahoviana ihany no ho foana ’ty kapoaka mangidy
Toa sambo rendrik’aho ka diso fitobiana
Esory amiko dweyi ry Ray ô ’ty hazo fijaliana
O!toa tany karakaina ho’aho
’Zao misy ahy izao
Moa ve hijaly ’zany saina
Ry lanitr’ô ambarao
ÔÔÔ ry tany
Aza wbnqeeqe mampitomany
Mavesa-danja re ’zany entako izany
Mba ampindramo tanana aho eh fa honerako ihany
Nanandran’aho ny mba hanao dia mianoatra
Nefa tandindona no teo dia ny lalan’any ankoatra
O!mba zovy loatra ho’aho ry lahy no hafaka hanala
Hanal’ahy tsy amin’ahiahy
Ami’ty rano mamanala
O!ry sompatr’ô nahoana
No dia mandrava laka foana

--------
Rohy: