ANTSO (RAKOTOARISON Onja Lalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba fantatrao tokoa va re
F’io lalana izoranao io
Dia hitondra amin’ny fahaverezana
Raha toa diso ny safidinao
Lalam-pamonjena no atoro anao
K’andeha izory am-pifaliana
Jesoa anie izany lalana izany
Raiso ka ekeo (2)
Atolony anao ny tanany hiara-mandia
Izany fiainanao izany
tononkira.serasera.org
Ho anao io indrindra tokoa anie
No nahatongavany tety
Efa nentiny daholo izay mety ho entanao
Ka sahia misafidy ny tsara
Mandrosoa, fa ho raisiny izay mavesatra
Ka ho maivana ny zioganao
Jesoa no miteny sy mibitsika aminao
Valio ny antsony (2)
Famonjena efa vitany fa ianao
No hany sisa andrasany
Tena amedr antso ho anao ity hira ity
Hafatr’Ilay Tompo tia (2)
Anjaranao izay entin’ny tananay
ehafbok Atolotra ho anao ka raiso
kmzblhb Groupe Lalaina…
F’io lalana izoranao io
Dia hitondra amin’ny fahaverezana
Raha toa diso ny safidinao
Lalam-pamonjena no atoro anao
K’andeha izory am-pifaliana
Jesoa anie izany lalana izany
Raiso ka ekeo (2)
Atolony anao ny tanany hiara-mandia
Izany fiainanao izany
tononkira.serasera.org
Ho anao io indrindra tokoa anie
No nahatongavany tety
Efa nentiny daholo izay mety ho entanao
Ka sahia misafidy ny tsara
Mandrosoa, fa ho raisiny izay mavesatra
Ka ho maivana ny zioganao
Jesoa no miteny sy mibitsika aminao
Valio ny antsony (2)
Famonjena efa vitany fa ianao
No hany sisa andrasany
Tena amedr antso ho anao ity hira ity
Hafatr’Ilay Tompo tia (2)
Anjaranao izay entin’ny tananay
ehafbok Atolotra ho anao ka raiso
kmzblhb Groupe Lalaina…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RAKOTOARISON Onja LalainaVangy : 3067
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naina R.
Daty : 17/10/2003 11:05
