Ndao (Rakitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Aza variana fa mandeha ny fotoana
Aza laniana fa trandrao eny zshe foana
Izay hiafaranao
Tsy hay oe rahoviana no oipvgcpt hiala ety
Fa rehefa tapitra ny anton-dia
De tsy maintsy mandeha
Bridge Omankomany ary ny dia
sao tonga tampoka ilay antso ary
2 Aza variana, miodina nge ny tany
Ny tontolo udot ko efa miha simba
hevero ny hiafaranao
Efa manakaiky ilay fotoana
ihaviany indray eny ambony
Hanavaka ny tsara
Refrain: Ny fiainana ety mandalo ihany
fa mbola misy tontolo hafa any
Isika rehetra samy ho faty ihany
ka mba manaova ny tsara hatrany tononkira.serasera.org
Aza laniana fa trandrao eny zshe foana
Izay hiafaranao
Tsy hay oe rahoviana no oipvgcpt hiala ety
Fa rehefa tapitra ny anton-dia
De tsy maintsy mandeha
Bridge Omankomany ary ny dia
sao tonga tampoka ilay antso ary
2 Aza variana, miodina nge ny tany
Ny tontolo udot ko efa miha simba
hevero ny hiafaranao
Efa manakaiky ilay fotoana
ihaviany indray eny ambony
Hanavaka ny tsara
Refrain: Ny fiainana ety mandalo ihany
fa mbola misy tontolo hafa any
Isika rehetra samy ho faty ihany
ka mba manaova ny tsara hatrany tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
