Dia eo Ianao (Rakitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Na misy fitsapàna indraindray
Dia manaiky aho ny hitondranao ahy
F'ianao no Tompoko sy hery ho ahy
N'aiza n'aiza misy ahy,dia eo lanao
2-Matoa aho mbola nftwy toy izao
Dia teo foana lanao tsy mba cbnbcj nandao
Tsy mba narianao na dia mpanota
N'aiza n'aiza misy ahy,dia eo lanao
Ref: Izay rehetra vavakay nohenoinao
Izay rehetra mety aminay dia fantatrao
Midera anao Jeso,eny misaotra tononkira.serasera.org Anao
Raha mbola velona aho,hanandratra Anao
3-Na mora na sarotra koa
Ny lalana nombàna dia lanao teo anilako teo
Ny famindram-ponao no nitahy ahy
N'aiza mbola hisy ahy, dia jkftxgtz ho eo lanao
Dia manaiky aho ny hitondranao ahy
F'ianao no Tompoko sy hery ho ahy
N'aiza n'aiza misy ahy,dia eo lanao
2-Matoa aho mbola nftwy toy izao
Dia teo foana lanao tsy mba cbnbcj nandao
Tsy mba narianao na dia mpanota
N'aiza n'aiza misy ahy,dia eo lanao
Ref: Izay rehetra vavakay nohenoinao
Izay rehetra mety aminay dia fantatrao
Midera anao Jeso,eny misaotra tononkira.serasera.org Anao
Raha mbola velona aho,hanandratra Anao
3-Na mora na sarotra koa
Ny lalana nombàna dia lanao teo anilako teo
Ny famindram-ponao no nitahy ahy
N'aiza mbola hisy ahy, dia jkftxgtz ho eo lanao
--------
Rohy:
