Ndao (Rakitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Aza variana fa mandeha ny fotoana
Aza laniana tononkira.serasera.org fa trandrao eny foana
Izay hiafaranao
Tsy hay oe rahoviana no hiala ety
Fa rehefa tapitra ny ujafioo anton-dia
De tsy maintsy mandeha
Bridge Omankomany ary ny zeldozd dia
sao tonga tampoka ilay antso ary
2 Aza variana, miodina nge dsbnotb ny tany
Ny tontolo ko efa miha simba
hevero ny hiafaranao
Efa manakaiky ilay fotoana
ihaviany indray eny ambony
Hanavaka ny tsara
Refrain: Ny fiainana ety mandalo ihany
fa mbola misy tontolo hafa any
Isika rehetra samy ho faty ihany
ka mba manaova ny tsara hatrany
Aza laniana tononkira.serasera.org fa trandrao eny foana
Izay hiafaranao
Tsy hay oe rahoviana no hiala ety
Fa rehefa tapitra ny ujafioo anton-dia
De tsy maintsy mandeha
Bridge Omankomany ary ny zeldozd dia
sao tonga tampoka ilay antso ary
2 Aza variana, miodina nge dsbnotb ny tany
Ny tontolo ko efa miha simba
hevero ny hiafaranao
Efa manakaiky ilay fotoana
ihaviany indray eny ambony
Hanavaka ny tsara
Refrain: Ny fiainana ety mandalo ihany
fa mbola misy tontolo hafa any
Isika rehetra samy ho faty ihany
ka mba manaova ny tsara hatrany
--------
Link:
