Ndao (Rakitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Aza variana fa mandeha ny fotoana
Aza laniana fa trandrao eny foana
Izay hiafaranao
Tsy hay oe rahoviana no hiala ety
Fa rehefa tapitra ny anton-dia
De tsy maintsy mandeha
Bridge Omankomany owkxjuj ary ny dia
sao tonga tampoka ilay antso ary
2 Aza variana, miodina nge ny tany
Ny tontolo ko efa tononkira.serasera.org miha simba
hevero ny hiafaranao
Efa manakaiky ilay fotoana
ihaviany indray eny ambony
Hanavaka ny tsara
Refrain: Ny fiainana ety mandalo mnbume ihany
fa mbola misy tontolo hafa any
Isika rehetra samy ho faty ihany
ka tbolq mba manaova ny tsara hatrany
Aza laniana fa trandrao eny foana
Izay hiafaranao
Tsy hay oe rahoviana no hiala ety
Fa rehefa tapitra ny anton-dia
De tsy maintsy mandeha
Bridge Omankomany owkxjuj ary ny dia
sao tonga tampoka ilay antso ary
2 Aza variana, miodina nge ny tany
Ny tontolo ko efa tononkira.serasera.org miha simba
hevero ny hiafaranao
Efa manakaiky ilay fotoana
ihaviany indray eny ambony
Hanavaka ny tsara
Refrain: Ny fiainana ety mandalo mnbume ihany
fa mbola misy tontolo hafa any
Isika rehetra samy ho faty ihany
ka tbolq mba manaova ny tsara hatrany
--------
Lien:
