Misafidy (Rakitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qtwjr 1) Misafidy no anjarako
Fa lanao tononkira.serasera.org no mandahatra ny fiainanay
lanao no mandidy koa
Mahalala izay mahasoa anay
2) Izay izorana efa voasoritra
'Zay ho diavina efa fantatrao avokoa
Na dia mampahory aza indraindray
Dia mino fa lanao mahalala izay mahasoa anay
Ref: Fa mahatoky,matoky anao zahay ry Ray
Fianao no tllnf efa nanambara fa pkas tsy handao anay
Na dia marary,mila ho kivy aza indraindray
Tsy sasatra ny miantso ny anaranao, Fa zanakao
3) Indraindray mitady ho kivy IHANY
Ka mihevi-tena fa irery tsy misy mpiahy
*Zay ilay olombelona nofo sy rà
Kanefa izany tsy atao sakana,tsy iantsoako Anao

--------
Rohy: