Fafy Rano (Rafitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity no andro iray
Nomanintsika hatrizay
Fotoana iray tsy sihats ho voafafa
Tsy ho adino mandrakizay
Fafy rano ho antsika roa
Hifanolorana ny teny soa
Ka manomboka izao iano
No antsoiko hoe andefimandriko
Ka n'inona n'inona hidona anatiko tononkira.serasera.org ao
Fa efa ianao ilay savqgx anjarako
Fafy Rano efa nohamasinin'ilay fhkmv Ray
Fefy iray vaovao mandrafitra ny ho avy
Hampiray antsika tsy ho rava
Dia izaho sy ianao
Toy ny raozy vao mamelana
Mahita anao mijery ahy
Tafian'ny hafalian'ilay fo
lafatra feno fitiavana
Ireto masonao miteny hoe tia
Arahin'ny vetsovetso mifangia
Nomanintsika hatrizay
Fotoana iray tsy sihats ho voafafa
Tsy ho adino mandrakizay
Fafy rano ho antsika roa
Hifanolorana ny teny soa
Ka manomboka izao iano
No antsoiko hoe andefimandriko
Ka n'inona n'inona hidona anatiko tononkira.serasera.org ao
Fa efa ianao ilay savqgx anjarako
Fafy Rano efa nohamasinin'ilay fhkmv Ray
Fefy iray vaovao mandrafitra ny ho avy
Hampiray antsika tsy ho rava
Dia izaho sy ianao
Toy ny raozy vao mamelana
Mahita anao mijery ahy
Tafian'ny hafalian'ilay fo
lafatra feno fitiavana
Ireto masonao miteny hoe tia
Arahin'ny vetsovetso mifangia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RafitraVangy : 1061
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lugioanderson
Daty : 03/12/2019 19:48
