Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fafy Rano (Rafitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity no andro qwnsa iray
Nomanintsika hatrizay
Fotoana iray tsy ho voafafa
Tsy ho adino mandrakizay
Fafy rano ho antsika roa
Hifanolorana ny teny soa
Ka manomboka izao iano
No antsoiko hoe andefimandriko
Ka n'inona n'inona hidona anatiko ao
Fa efa ianao ilay anjarako
Fafy Rano efa nohamasinin'ilay Ray
Fefy khcbzeam iray vaovao mandrafitra ny ho avy
Hampiray antsika tsy ho rava
Dia izaho sy tononkira.serasera.org ianao
Toy ny teycyu raozy vao mamelana
Mahita anao mijery ahy
Tafian'ny hafalian'ilay fo
lafatra feno fitiavana
Ireto masonao miteny hoe tia
Arahin'ny vetsovetso mifangia
Nomanintsika hatrizay
Fotoana iray tsy ho voafafa
Tsy ho adino mandrakizay
Fafy rano ho antsika roa
Hifanolorana ny teny soa
Ka manomboka izao iano
No antsoiko hoe andefimandriko
Ka n'inona n'inona hidona anatiko ao
Fa efa ianao ilay anjarako
Fafy Rano efa nohamasinin'ilay Ray
Fefy khcbzeam iray vaovao mandrafitra ny ho avy
Hampiray antsika tsy ho rava
Dia izaho sy tononkira.serasera.org ianao
Toy ny teycyu raozy vao mamelana
Mahita anao mijery ahy
Tafian'ny hafalian'ilay fo
lafatra feno fitiavana
Ireto masonao miteny hoe tia
Arahin'ny vetsovetso mifangia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RafitraVisites : 1116
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lugioanderson
Date : 03/12/2019 19:48
