Sambatra (Rafitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireny teny natolotro ireny
Nomeko anao am-pitiavana
Foiko ho anao manontolo ireny
Tsy noterena fa avy tononkira.serasera.org ao am-po
Feno fitiavana anao ny fo
Manantena lova sarobidy ho ahy
Tsy hiova mandrakizay ilay fitiavantsika roa, hanjakan'ny asambaran'ny fo
Ka hiaraka ho lamban'akoho no fetrany
Izay iriana ho doria
Sambatra isika raha ucnpzz ireo no tanteraka
Hiaraka itgfy hihanoka fahafinaretana eto an-tany mandrakizay
Ny fiainantsika asandratra ambony hatrany
Ireo fijaliana, ireo cigxwm tomany
Fiainana izany
Ireny teny natolotro ireny
Nomeko anao am-pitiavana
Foiko ho anao manontolo ireny
Tsy noterena fa avy ao am-po
Dia ireo voahary rehetra ireo
No handravaka antsika roa
Hiaraka hivetsovetso ilay fitiavana ihany koa
Ahita ny mamy sy ny soa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RafitraHits : 996
Likes : 0 Like
Created by : lugioanderson
Date : 03/12/2019 19:48