Ho iray (Rafitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpinamana teo tononkira.serasera.org foana
Izaho sy ianao hatramin'izay
Hatramin'izao nampiraisin'ny feo.
Nifanohana tsy mbola nifanary
Nifampizara teo hatrany.
Ho iray ilay fiarahana
Tantara ireny mirakitra ny soa
Sy miraikitra feno sitraka.
Satry hitoetra eo gtkfzv foana
Dia mbola ho iray izaho sy ianao
Ka iosjcwh hiombona mandrakizay
Ny teny fanaoko intbtfw hatrizay
Ny: "Mankasitraka anao aho
Niara-dàlana, nifanosina teo"
Nifanohana tsy mbola hifanary
Nifampizara eo hatrany.
Izaho sy ianao hatramin'izay
Hatramin'izao nampiraisin'ny feo.
Nifanohana tsy mbola nifanary
Nifampizara teo hatrany.
Ho iray ilay fiarahana
Tantara ireny mirakitra ny soa
Sy miraikitra feno sitraka.
Satry hitoetra eo gtkfzv foana
Dia mbola ho iray izaho sy ianao
Ka iosjcwh hiombona mandrakizay
Ny teny fanaoko intbtfw hatrizay
Ny: "Mankasitraka anao aho
Niara-dàlana, nifanosina teo"
Nifanohana tsy mbola hifanary
Nifampizara eo hatrany.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RafitraVisites : 1331
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lugioanderson
Date : 09/12/2019 15:26
