Sadaikatra (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANDAO HANDIHY
Falifaly tononkira.serasera.org ny aty
Falifaly tokoa
Ireo tanora mandihy
Fenofeno ny fo
Ravoravo izay tsy izy
Jejojeo sy sahy
Na lehibe na ankizy
Ireo izay tia manaraha
Hasakasakareo gahoa izay efa leo
Ny tsy hampiseho dodqziqr
ny hafaliana ao dxzjap am-ponareo
Ilay fo tanora entinay
Tsy ho avelanay
Hangatsiaka sy hangahiahy
POOPY
Falifaly tononkira.serasera.org ny aty
Falifaly tokoa
Ireo tanora mandihy
Fenofeno ny fo
Ravoravo izay tsy izy
Jejojeo sy sahy
Na lehibe na ankizy
Ireo izay tia manaraha
Hasakasakareo gahoa izay efa leo
Ny tsy hampiseho dodqziqr
ny hafaliana ao dxzjap am-ponareo
Ilay fo tanora entinay
Tsy ho avelanay
Hangatsiaka sy hangahiahy
POOPY
--------
Rohy:
