Zovy moa izato ianao (Perle sy Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(duo lahy sy vavy)
Zovy ukymfo moa izato ianao miseho mahalala ny ato am-poko
nefa izao no lazaiko na fifaliana na toloko
no mameno itony saiko, sy mitoetra anatiko ao
tsy natao hisy hahalala, tombatombana ny anao
(miverina in-2)
Ny fahalalàna ny tononkira.serasera.org ato am-poko, zava-tsarotra ho anao
Ny hahafantaranao izany, mbola ho ela fa tsy izao
Ankehitriny aloha dia izaho, eny izaho samirery
beomdwh no mahalala ny ao anatiko ao tena mbola zava-miery
Tsy ny tombatombanao sy ny hevitrao mangina
no ahafahanao milaza sy hahatonga higina
Tsy ny sofinao mandre na ny masonao mijery
no hahalaza ny ao anaty, qvgsxt tena mbola zava-miery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Perle sy GabhyVangy : 5173
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Razafindranaivo Harilala
Daty : 30/10/2004 05:13